Entry | 1 atavona |
Root | 2 tavona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 atavano, 10 atavona, 11 atovana, 12 avotana, 13 vatoana, 14 voatana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |