Entry | 1 atatatata |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tatatata |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" 5 [2.4#] |
Examples |
6 [2.4#] Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra.
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |