| Entry | 1 ataovo soa |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] tandremo!: Ataovo soa ny moñeña fa raha tsa mba hita ny hitsahan'ny aombe miañatsimo (Tandremo tsara ny fihavanana sao mety mbola hita mianatsimo ihany ny omby)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|