| Entry | 1 atampify |
| Root | 2 tampify |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|