| Entry | 1 aspirà |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Anagrams | 5 aspirà , 6 parasy |
| Updated on 2025/09/12 |
|