| Entry | 1 asompirana |
| Root | 2 sompirana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mivilana, atao misompirana: Aza asompirana ny tohatra sao mianjera aho [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 asompirana, 10 isomparana |
| Updated on 2025/09/12 |
|