Entry | 1 asidra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ranomahery faninginana [1.1] |
Explanations in English |
4 [English acid] acid [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 acide [1.13] |
Examples |
6 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio.
[2.356#]
7 Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445#] |
All compound words | 8 9 combinations of this word |
Vocabulary | 9 Chemistry |
Anagrams | 10 adrisa, 11 asidra, 12 radisa |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |