Entry asa tena
Part of speech   expression
Malagasy definition   asa mahaleo tena, izany hoe asa tsy miankina amin' olon-kafa manakarama ny tena fa ny vokatry ny asan' ny tena ihany no ohatra ny karaman' ny tena [Rajemisa 1985]

2009/11/07