Entry asara (sara)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity [Rajemisa 1985]
Morphology  
asara
asarako
asaranao
asarany
asarantsika
asaranay
asaranareo
asaran'
asaran-
asaram-
nasara
nasarako
nasaranao
nasarany
nasarantsika
nasaranay
nasaranareo
nasaran'
nasaran-
nasaram-
hasara
hasarako
hasaranao
hasarany
hasarantsika
hasaranay
hasaranareo
hasaran'
hasaran-
hasaram-
asarao

Entry asara
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary) [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Tanala] fahavaratra [Rakotosaona 1972]
   [Sakalava] Tonon-taona fahavaratra [Rajemisa 1985]
   fizaran-taona mafana sy be orana [SLP: Voambolana]
English definition   the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.] [Richardson 1885]
French definition   [Taisaka] mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [Deschamps 1936]
French definition   saison des pluies [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Synonyms   asaramanitry
Compound words, titles, names  

Updated on 2010/05/14