Entry asafaty
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/09/01