| Entry | 1 asabodika | 
| Root | 2 sabodika | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina [1.1] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/09/12 |   |