Entry arzantinina
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
¶ Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [Rajemisa 1985]
English translation   Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
French translation   argentin, argentine [3.1]
Vocabulary  
Origin   French: argentin.
Analogy   Arzantina

Updated on 2014/01/02