Entry arsidiosezy
Part of speech   noun
Malagasy definition   (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Origin   French: archidiocèse.

Updated on 2014/08/06