|
|
|
|

Entry1  arovana
Root  2 aro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
5 Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny
6 Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [1.1]
Explanations in English  7 to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented. [1.2]
8 to be protected [1.7]
Explanations in French  9 qu'on protège [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 aravona, arovana, 16 voanara, 17 voarana

Updated on 2025/11/02