|
|
|
|

Entry1  aroloha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany [Tsimihety]

Updated on 2025/09/12