Entry | 1 aroboka |
Root | 2 roboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1] |
Explanations in English |
5 to be plunged into a liquid [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on plonge dans un liquide [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 Akobora, 12 aroboka, 13 baoroka, 14 boroaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |