Entry arin-taolana (arina, taolana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   arina avy amin' ny taolana nodorana, ka ampiasaina ho fanadiovana ny siramamy avy amin' ny ranom-pary [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23