|
|
|
|

Entry1  aretse
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Mangahazo na ovimanga tsy niaraka nohadina tamin' ny namany fa avala ho amin' ny taona manaraka [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  4  Botany: vegetable

Anagrams  aretse, 5 Estera, 6 Sereta

Updated on 2025/09/12