Entry | 1 arerarera |
Root | 2 rerarera |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Arefarefa, abarera: Voan' ny hala ilay vorona ka nampalahelo ny nijery azy fa narerarerany ny elany. Aza arerarera ity lambanao. [1.1] |
Explanations in French |
5 à relâcher [1.3#527] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |