| Entry | 1 aravona |
| Root | 2 ravona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano
5 Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be levelled; to be averaged
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 aravona, 13 arovana, 14 voanara, 15 voarana |
| Updated on 2025/09/12 |
|