| Entry | 1 ara-miritra |
| Elementary words | 2 araka, 3 miritra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|