|
|
|
|

Entry1  araikitra
Root  2  raikitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany
Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1]
Explanations in English  5  used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2]
6  to be stuck to something [1.7]
Explanations in French  7  à attacher, à fixer, à conclure [1.3]
8  qu'on colle sur une chose [1.8]
Examples  9  Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. [2.117]
10  Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2025/09/12