| Entry | 1 arabo |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina
4 Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1] |
| Explanations in English |
5 an Arab. See talaotra, silamo
[1.2] 6 an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7] |
| Explanations in French |
7 Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise
[1.8] 8 Arabe [1.5] |
| Examples |
9 Maromaro ihany ny arabo nonina an-drenivohitra.
[2.366#]
10 Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny arabo. [2.508#] |
| Vocabulary | 11 Geography: countries, people |
| Article | 12 Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 13 arabo, 14 aroba, 15 barao, 16 Baroa, 17 boara, 18 rabao |
| Updated on 2025/09/12 |
|