arab   
Araba
Arab [Baiboly]
arabo
Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina [Rajemisa 1985]
Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [Rajemisa 1985]
an Arab. See [Richardson 1885]
an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973]
Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [Hallanger 1974]
Arabe [full text in Rajaonarimanana 1995]

arab   
Araba
Arab [Baiboly]