Entry apparition > tsindrimandry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [Rajemisa 1985]
   [ tsindry mandry ] fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [Rajemisa 1985]
French translation   [ tsindry mandry ] vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [Abinal 1888]
Articles  

apparition   
fiposahana
fisehoana
apparition [SLP: Voambolana]
fisolea
Apparition soudaine, jaillissement, le lieu, le temps [Poirot & Santio: Vezo]
fizela
apparition, façon d'apparaître, la cause, le lieu [Poirot & Santio: Vezo]
poaka
apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages [Abinal 1888]