| Entry | 1 apotsiatra |
| Root | 2 potsiatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Avoaka atao mifantsitsitra: Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no nataony: nasiany rano tao ambavany dia napotsiatrany teny aminay [1.1] |
| Explanations in French |
5 à faire jaillir [1.3] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|