| Entry | 1 aposaka |
| Root | 2 posaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be shown; to be revealed [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on montre, qu'on révèle [1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 apasoka, 12 aposaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|