| Entry (1/2) | 1 apoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 See hohoka.
[1.2] |
| Explanations in French |
5 état de celui qui est étendu de tout son long.
6 grosseur d'un arbre. [1.3] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 13 apoka |
| Root | 14 poka |
| Part of speech | 15 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
16 Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 21 apoka, 22 kapao, 23 opaka, 24 paoka, 25 poaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|