| Entry | 1 apariaka |
| Root | 2 pariaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Aparitaka, ahahaka [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2] |
| Explanations in French |
6 à éparpiller [1.3] |
| Examples |
7 Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka
[2.48]
8 Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996] 9 Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 14 aparitaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|