|
|
|
|

Entry1 aostralianina
Part of speech  2 noun or adjective
Explanations in Malagasy  3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao.
4Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia. [1.1]
5Australian. [1.1]
6australien, australienne. [1.1]
Vocabulary  7 Geography: countries, people
Analogs  8 aostralia, 9 aostralia

Updated on 2025/11/02