Entry aositritsy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Origin   French: autruche.

Updated on 2014/08/06