|
|
|
|

Entry1  aongana
Root  2  ongana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano
Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa
Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1]
Explanations in English  5  to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. [1.2]
6  to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7]
Explanations in French  7  qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 aongana, 13 goanana

Updated on 2025/09/12