Entry aondrana (ondrana)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Alefa hiampita, amin' ny lakana na sambo: Akondro valo taonina no naondrana omaly [Rajemisa 1985]
English definition to be put on board, to be shipped, to be embarked. [Richardson 1885]
Morphology 
aondrana
aondrako
aondranao
aondrany
aondrantsika
aondranay
aondranareo
aondran'
aondran-
aondram-
aondra-
naondrana
naondrako
naondranao
naondrany
naondrantsika
naondranay
naondranareo
naondran'
naondran-
naondram-
naondra-
haondrana
haondrako
haondranao
haondrany
haondrantsika
haondranay
haondranareo
haondran'
haondran-
haondram-
haondra-
aondrano
Quotes 

2010/05/14