|
|
|
|

Entry1  aoka izay
Elementary words  2 aoka, 3 izay
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Explanations in French  6 assez, cela suffit [1.3#58]

Anagrams  7 akay izao, aoka izay

Updated on 2025/09/12