Entry antsipika (antsy, pika)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany [Rajemisa 1985]
English definition A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife. [Richardson 1885]
 [ antsy pika ] a folding pocket knife [Hallanger 1973]
French definition [ antsy pika ] canif [Hallanger 1974]
Vocabulary 

2012/05/14