|
|
|
|

Entry (1/3)1  antsetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Bara] ampemby [1.78]
Vocabulary  4  Botany: grass
All compound words  5 Maroantsetra

Entry (2/3)6  antsetra
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 [Betsimisaraka] lefona, firombaka [1.78]
9 Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy
10 Honkon' ny zarandefona na angady [1.1]
11 angady kely fihevoana voly [1.13]
Explanations in English  12 a piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2]
Explanations in French  13 [Tankarana] pioche. [1.19]
14 binette [1.13]
Vocabulary  15  Tools

Entry (3/3)16  antsetra
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18 [Tanosy] Manga [1.78]

Updated on 2026/02/04