|
|
|
|

Entry1  antsavony
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka
Explanations in English  4  [1.2] used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after.

Anagrams  5 antsavony, 6 antsovina, 7 ontsinava, 8 tsy vanona, 9 vantsiona

Updated on 2025/09/12