Entry antsapaka (tsapaka)
Part of speech   adverb [list]
English definition   by lot [Hallanger 1973]
French definition   en tirant au sort [Hallanger 1974]
Examples   Amin' ireo sokajiny roa ireo, misy isa ilaina, ka dia antsapaka indray no akana izany isa izany, izay voaray amin' ny antsapaka, dia miandry fiantsoana sisa. [Andraina: Mitaraina, page 132]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/11/08