Entry antsamotady
Part of speech noun
Malagasy definition Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [Rajemisa 1985]
English translation a sling for throwing stones [Hallanger 1973]
French translation fronde [Hallanger 1974]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31