|
|
|
|

Entry1  antsakany sy andavany
Elementary words  2  an-tsakany, 3  an-davany
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin' ny lafiny rehetra, amin' ny sakany sy ny lavany: Nahavita an-tsakany sy an-davany ny adidiko amin' ireto kamboty ireto aho [1.1]
Examples  6  Mahatanteraha antsakany sy andavany izay nokendrena. [2.499]
7  Ary dia ho tanterahiny antsakany sy andavany rahatrizay ka tafaverina any Madagasikara izy. [2.356]
8  Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna an-tsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472]

Updated on 2025/09/12