|
|
|
|

Entry1  antonintoniny
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsaratsara, metimety ihany, tsy tsara tsy ratsy: Nanao ahoana ny fanadinanao? Antonintoniny

Updated on 2025/07/29