| Entry | 1 antoandrobe |
| Elementary words | 2 antoandro, 3 be |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1] |
| Explanations in French |
6 Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546] |
| Examples |
7 Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro
[2.324]
8 Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332#] |
| Vocabulary | 9 Time |
| Synonyms | 10 antoandrobenanahary |
| Updated on 2025/10/11 |
|