Entry antesaka > Taisaka
Part of speech name (anthroponym) [list]
Malagasy definition [ Antaisaka ] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [Rajemisa 1985]
French definition [ Antesaka ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano) [full text in Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [Randriamamonjy: Tantara, page 191]
2From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [Sibree: Island]
Vocabulary 
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Tables and plates Dialectical words