Entry an-tendro-molotra (any, tendro, molotra)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza filazana teny na fanaovana asa soa ety ivelany fotsiny fa tsy latsaka anaty; enti-milaza koa teny toa efa ao am-bava ao fa tsy tafavoaka [Rajemisa 1985]
Quotes  

Updated on 2009/02/23