Entry Antanosy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Rajemisa 1985]
French definition population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Synonyms Tanosy
Analogues  Dialectal words

2012/10/23