Entry Antaisaka
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [Rajemisa 1985]
Examples   Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [Randriamamonjy: Tantara, page 191]
Vocabulary  
Other spellings  
Compound words, titles, names  
Analogy   Dialectical words

Updated on 2017/07/25