Entry Antaimoro
Part of speech   name (anthroponym) [list]
French translation   Foko lehibebe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan' i Namorona sy Manampatrana. Taranak' Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin' ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin' ny nahatongavany teto amin' ny Nosy. Tanàn-dehibe: Vohipeno, Manakara [Rajemisa 1966]
Vocabulary  
Other spellings  
Analogy   Dialectical words

Updated on 2012/10/23