Entry Antaifasy
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Anaram-poko kely amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monin amin' ny tany anelanelan' i Manampatra sy Mananara atsimo, izany hoe latsaka eo afovoan' ny Antaimoro, avaratra, sy ny Antaisaka, atsimo; renivohiny: Farafangana [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Other spellings  
Analogy   Dialectical words

Updated on 2012/10/23