Entry anôfela
Part of speech noun
Malagasy definition Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [Rajemisa 1985]
 moka vavy mitondra tazo [SLP: Voambolana]
French definition anophèle [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Origin French: anophèle.

2012/10/23