Entry an-kotsio-drivotra (any, tsioka, rivotra)
Part of speech expression
Malagasy definition Amin' ny toerana talaky rivotra; toerana ivantanan' ny rivotra [Rajemisa 1985]
Synonyms vava rivotra

2009/06/26